Deuteronomy 9:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tapitra ny efapolo andro sy efapolo alina dia nomen’NY TOMPO ahy ny vato fisaka roa, dia ilay nisy ny fanekena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tapitra ny efapolo andro sy efapolo alina, vao nomen’i Iaveh ahy ny takelaka vato roa, ny takelaky ny fanekena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tapitra ny efapolo andro sy efapolo alina, vao nomen’ny TOMPO ahy ny takela-bato anankiroa, izany hoe ireo takela-bato nirakitra ny fanekempihavanana.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tapitra ny efa-polo andro sy efa-polo alina, dia nomen'i Jehovah ahy ny vato fisaka roa, dia ilay nisy ny fanekena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tapitra ny efapolo andro sy efapolo alina dia nomen’NY TOMPO ahy ny vato fisaka roa, dia ilay nisy ny fanekena.
malagasy
Ary nony tapitra ny efa-polo andro sy efa-polo alina, dia nomen'i Jehovah ahy ny vato fisaka roa, dia ilay nisy ny fanekena.