Deuteronomy 9:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avelao Aho handringana azy ka hovonoiko tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny anarany, dia hataoko firenena mahery sy lehibe noho izy ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avelao haringako izy, hofoanako tsy ho atỳ ambanin’ny lanitra ny anarany, fa ianao kosa no hataoko firenena mahery sy maro isa noho ity vahoaka ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avelao Aho handringana azy ka hanafoana ny fahatsiarovana azy eto amin’izao tontolo izao, fa ianao kosa no hataoko firenena mahery sy lehibe noho ity vahoaka ity.»
Malagasy Bible 1865
Avelao Aho handringana azy, ka hovonoiko ny anarany tsy ho eny ambanin'ny lanitra, ary dia hataoko firenena mahery sy lehibe noho izy ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avelao Aho handringana azy ka hovonoiko tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny anarany, dia hataoko firenena mahery sy lehibe noho izy ianao.
malagasy
Avelao Aho handringana azy, ka hovonoiko ny anarany tsy ho eny ambanin'ny lanitra, ary dia hataoko firenena mahery sy lehibe noho izy ianao.