Deuteronomy 9:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihodina aho ka nidina niala tamin’ny tendrombohitra, raha mbola nirehitra afo izy; ary mbola teny an-tanako roa ny vato fisaka roa nisy ny fanekena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihodina aho, ka nidina avy tany an-tendrombohitra; ary ny tendrombohitra nirehitra afo, ary ny takelaka roa nisy fanekena, teny an-tanako roa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nihodina aho nidina niala teo amin’ny tendrombohitra izay toa nirehitra afo. Teny an-tanako roa ireo takela-bato anankiroa nirakitra ny fanekempihavanana.
Malagasy Bible 1865
Dia nihodina aho ka nidina niala tamin'ny tendrombohitra, raha mbola nirehitra afo izy; ary ny vato fisaka roa nisy ny fanekena dia teny an-tanako roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihodina aho ka nidina niala tamin’ny tendrombohitra, raha mbola nirehitra afo izy; ary mbola teny an-tanako roa ny vato fisaka roa nisy ny fanekena.
malagasy
Dia nihodina aho ka nidina niala tamin'ny tendrombohitra, raha mbola nirehitra afo izy; ary ny vato fisaka roa nisy ny fanekena dia teny an-tanako roa.