Deuteronomy 9:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noraisiko ny vato fisaka roa ka nazerako avy teny an-tanako roa ho vakivaky teo imasonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa noraisiko ny takelaka roa, dia tanako no nanjera azy, ary namakivaky azy teo imasonareo aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia noaingako mafy ireo takela-bato anankiroa ka nazerako avy teny an-tanako ho vakivaky teo imasonareo.
Malagasy Bible 1865
Dia noraisiko ny vato fisaka roa ka nazerako avy teny an-tanako roa ho vakivaky teo imasonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noraisiko ny vato fisaka roa ka nazerako avy teny an-tanako roa ho vakivaky teo imasonareo.
malagasy