Deuteronomy 9:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia firenena lehibe feno olona lava, dia ny Anakita izay fantatrao, sady efa renao ny lazany hoe: Iza no mahajanona eo anoloan’ny Anakita?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vahoaka vaventy, lava, taranaky ny Enakima, izay fantatrao sy renao laza hoe: Zovy no hahatohitra ny taranak’i Enàka?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Soritana manokana ny Hanakîta, firenena lehibe sady olona ranjanana, izay fantatrareo sy renareo laza hoe: «Iza no hahatohitra ny taranak’i Hanàka?»
Malagasy Bible 1865
dia firenena lehibe sady olona lava, dia taranaky ny Anakita izay fantatrao, sady efa renao ny lazany hoe: Iza no mahajanona eo anoloan'ny taranak'i Anàka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia firenena lehibe feno olona lava, dia ny Anakita izay fantatrao, sady efa renao ny lazany hoe: Iza no mahajanona eo anoloan’ny Anakita?
malagasy
dia firenena lehibe sady olona lava, dia taranaky ny Anakita izay fantatrao, sady efa renao ny lazany hoe: Iza no mahajanona eo anoloan'ny taranak'i Anàka?