Deuteronomy 9:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tezitra mafy tamin’i Arona NY TOMPO ka saika handevona azy; dia nifona ho an’i Arona koa aho tamin’io andro io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tezitra mafy tamin’i Aarôna koa i Iaveh, ka efa saika hataony levona izy; ary nifona ho an’i Aarôna koa aho tamin’izany andro izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tezitra mafy tamin’i Aharôna koa ny TOMPO ka saika handringana azy; saingy nifona ho an’i Aharôna koa aho tamin’izany andro izany.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah dia tezitra indrindra tamin'i Arona ka saiky nandevona azy; dia nifona ho an'i Arona koa aho tamin'izany andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tezitra mafy tamin’i Arona NY TOMPO ka saika handevona azy; dia nifona ho an’i Arona koa aho tamin’io andro io.
malagasy
Ary Jehovah dia tezitra indrindra tamin'i Arona ka saiky nandevona azy; dia nifona ho an'i Arona koa aho tamin'izany andro izany.