Deuteronomy 9:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao Tabera sy Masa ary Kibrota-Hatava no nanaovanareo izay nahatezitra NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampahatezitra an’i Iaveh koa ianareo, tany Tabeerà sy Masah, ary Kibrôta-Hataavà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao Tabeherà sy Masà ary Kibrôty-Taavà dia nampahatezitra ny TOMPO koa ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary tao Tabera sy Masa ary Kibrota-hatava no nampahatezeranareo an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao Tabera sy Masa ary Kibrota-Hatava no nanaovanareo izay nahatezitra NY TOMPO.
malagasy
Ary tao Tabera sy Masa ary Kibrota-hatava no nampahatezeranareo an'i Jehovah.