Deuteronomy 9:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nalefan’NY TOMPO niala tao Kadesy-Barnea ianareo sady nataony hoe: Miakara, lovao ny tany izay nomeko anareo, dia nandà ny tenin’NY TOMPO Andriamanitrareo ianareo ka tsy nino Azy na nihaino ny feony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha nasain’i Iaveh handeha avy ao Kadesa-Barne ianareo, nataony hoe: Miakara, alaovy ho anareo ny tany izay omeko anareo; dia notoherinareo ny tenin’i Iaveh Andriamanitrareo, fa tsy nino Azy ianareo na nanaiky ny feony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary fony nampandehanin’ny TOMPO niala tao Kadesy-Barnea ianareo ka nataony hoe: «Miakara ka alaovy ho fanananareo ny tany izay omeko anareo», dia nolavinareo ny tenin’ny TOMPO; fa tsy nino Azy ianareo na nihaino ny feony.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nampandehanin'i Jehovah niala tao Kadesi-barnea ianareo ka nataony hoe: Miakara, ka lovao ny tany izay nomeko anareo, dia nandà ny tenin'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, fa tsy nihaino Azy, na nino ny feony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nalefan’NY TOMPO niala tao Kadesy-Barnea ianareo sady nataony hoe: Miakara, lovao ny tany izay nomeko anareo, dia nandà ny tenin’NY TOMPO Andriamanitrareo ianareo ka tsy nino Azy na nihaino ny feony.
malagasy