Deuteronomy 9:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, nikomy tamin’NY TOMPO ihany ianareo hatramin’ny andro nahafantarako anareo ka hatramin’izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niodina tamin’i Iaveh ihany ianareo hatramin’izay andro nahalalako anareo izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hatramin’ny andro nahalalako anareo no ho mankatỳ, dia niodina tamin’ny TOMPO hatrany ianareo.
Malagasy Bible 1865
Eny, niodina tamin'i Jehovah ihany ianareo hatramin'ny andro nahalalako anareo no ho mankaty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, nikomy tamin’NY TOMPO ihany ianareo hatramin’ny andro nahafantarako anareo ka hatramin’izao.
malagasy
Eny, niodina tamin'i Jehovah ihany ianareo hatramin'ny andro nahalalako anareo no ho mankaty.