Deuteronomy 9:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niankohoka teo anatrehan’NY TOMPO aho nandritra ny efapolo andro sy efapolo alina satria efa nolazain’NY TOMPO fa handringana anareo Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niankohoka teo anatrehan’i Iaveh ihany aho, nandritra ny efapolo andro sy efapolo alina, izay niankohofako; satria efa nilaza handringana anareo i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny TOMPO efa nilaza handringana anareo, dia niankohoka teo anatrehany aho ary tsy nitsahatra mihitsy nandritra izany efapolo andro sy efapolo alina izany.
Malagasy Bible 1865
Ary niankohoka teo anatrehan'i Jehovah aho nandritra izany efa-polo andro sy efa-polo alina izany, satria efa nolazain'i Jehovah fa handringana anareo Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niankohoka teo anatrehan’NY TOMPO aho nandritra ny efapolo andro sy efapolo alina satria efa nolazain’NY TOMPO fa handringana anareo Izy.
malagasy
Ary niankohoka teo anatrehan'i Jehovah aho nandritra izany efa-polo andro sy efa-polo alina izany, satria efa nolazain'i Jehovah fa handringana anareo Izy.