Deuteronomy 9:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifona tamin’NY TOMPO aho hoe: Andriamanitra TOMPO ô, aza mandringana ny firenenao sy ny lovanao, izay navotanao tamin’ny fahalehibiazanao ka noentinao nivoaka avy tany Ejipta tamin’ny tananao mahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifona tamin’i Iaveh aho, ka nanao hoe: Ry Iaveh Tompo ô, aza mandringana ny vahoakanao, ny lovanao, izay navotanao tamin’ny fahalehibeazanao sy navoakanao avy tany Ejipta tamin’ny tananao mahery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifona tamin’ny TOMPO aho ka nanao hoe: «Ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, aza aringanao ny vahoaka fanananao, izay navotanao tamin’ny fahalehibiazanao sy navoakanao avy tany Ejipta tamin’ny fiarovanao mahery.
Malagasy Bible 1865
Dia nifona tamin'i Jehovah aho ka nanao hoe: Jehovah Tompo ô, aza mandringana ny firenenao sy ny lovanao, izay navotanao tamin'ny fahalehibiazanao ka nentinao nivoaka avy tany Egypta tamin'ny tananao mahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifona tamin’NY TOMPO aho hoe: Andriamanitra TOMPO ô, aza mandringana ny firenenao sy ny lovanao, izay navotanao tamin’ny fahalehibiazanao ka noentinao nivoaka avy tany Ejipta tamin’ny tananao mahery.
malagasy