Deuteronomy 9:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy ny mpanomponao, dia i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba; fa aza mijery ny ditran’ity firenena ity, na ny haratsiam-panahiny na ny fahotany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy i Abrahama sy i Isaaka ary i Jakôba mpanomponao, fa aza heverinao ny ditran’ity vahoaka ity, na ny faharatsiany amam-pahotany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba mpanomponao; fa aza jerenao ny ditran’ity vahoaka ity na ny haratsiam-panahiny na ny fahotany,
Malagasy Bible 1865
Tsarovy ny mpanomponao, dia Abrahama sy Isaka ary Jakoba; fa aza mijery ny ditran'ity firenena ity, na ny haratsiam-panahiny, na ny fahotany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy ny mpanomponao, dia i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba; fa aza mijery ny ditran’ity firenena ity, na ny haratsiam-panahiny na ny fahotany,
malagasy
Tsarovy ny mpanomponao, dia Abrahama sy Isaka ary Jakoba; fa aza mijery ny ditran'ity firenena ity, na ny haratsiam-panahiny, na ny fahotany,