Deuteronomy 9:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa ireo dia firenenao sy lovanao, izay noentinao niala tany tamin’ny herinao lehibe sy ny sandrinao natsotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa ireo no vahoakanao sy lovanao izay navoakanao avy tany Ejipta, tamin’ny herinao lehibe sy tamin’ny sandrinao nahinjitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa, Tompo ô, ireo no vahoaka fanananao, izay navoakanao avy tany Ejipta tamin’ny herinao lehibe sy sandrinao nahinjitra.»
Malagasy Bible 1865
Kanefa ireo dia firenenao sy lovanao, izay nentinao nivoaka tamin'ny herinao lehibe sy ny sandrinao nahinjitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa ireo dia firenenao sy lovanao, izay noentinao niala tany tamin’ny herinao lehibe sy ny sandrinao natsotra.
malagasy
Kanefa ireo dia firenenao sy lovanao, izay nentinao nivoaka tamin'ny herinao lehibe sy ny sandrinao nahinjitra.