Deuteronomy 9:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ny fahamarinanao, na ny hitsim-ponao, no andehananao handova ny taniny; fa ny haratsiam-panahin’ireo firenena ireo no androahan’NY TOMPO Andriamanitrao azy ireo eo anoloanao hahatò ny teny izay nianianan’NY TOMPO tamin’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba razanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy noho ny fahamarinanao na ny hitsim-ponao no andehananao haka ny taniny ho fanananao, fa noho ny haratsian’ireo firenena ireo no handroahan’i Iaveh Andriamanitrao azy eo anoloanao, ary koa mba hahatanterahan’ny teny efa nianianan’i Iaveh tamin’i Abrahama sy i Isaaka ary i Jakôba razanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ny fahamarinanareo na ny hitsimponanareo no mahamendrika anareo hiditra haka ny taniny ho fanananareo; fa ny haratsiam-panahin’ireo firenena ireo no handroahan’ny TOMPO Andriamanitrareo azy eo anoloanareo, ary koa mba hahatò ny fampanantenana izay nianianan’ny TOMPO tamin’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba razambenareo.
Malagasy Bible 1865
Tsy ny fahamarinanao, na ny hitsim-ponao, no andehananao handova ny taniny; fa ny haratsiam-panahin'ireo firenena ireo no androahan'i Jehovah Andriamanitrao azy eo anoloanao hahatò ny teny izay nianianan'i Jehovah tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba razanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ny fahamarinanao, na ny hitsim-ponao, no andehananao handova ny taniny; fa ny haratsiam-panahin’ireo firenena ireo no androahan’NY TOMPO Andriamanitrao azy ireo eo anoloanao hahatò ny teny izay nianianan’NY TOMPO tamin’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba razanao.
malagasy