Deuteronomy 9:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka ho fantatrao fa tsy ny fahamarinanao no anomezan’NY TOMPO Andriamanitrao izany tany soa izany ho lovanao; satria ianao dia firenena mafy hatoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka ho fantatrao, fa tsy ny fahamarinanao no anomezan’i Iaveh Andriamanitrao izany tany soa izany ho fanananao, fa vahoaka mafy hatoka ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aoka ho fantatrareo fa tsy ny fahamarinanareo no anomezan’ny TOMPO Andriamanitrareo izany tany soa izany ho fanananareo. Vahoaka mafy hatoka manko ianareo.
Malagasy Bible 1865
Koa aoka ho fantatrao fa tsy ny fahamarinanao no anomezan'i Jehovah Andriamanitrao izany tany soa izany ho lovanao; fa firenena mafy hatoka ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka ho fantatrao fa tsy ny fahamarinanao no anomezan’NY TOMPO Andriamanitrao izany tany soa izany ho lovanao; satria ianao dia firenena mafy hatoka.
malagasy
Koa aoka ho fantatrao fa tsy ny fahamarinanao no anomezan'i Jehovah Andriamanitrao izany tany soa izany ho lovanao; fa firenena mafy hatoka ianao.