Deuteronomy 9:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy ka aza hadinoinao ny nampahatezeranao NY TOMPO Andriamanitrao tany an-tany efitra; eny, hatramin’ny andro nialanao tany amin’ny tany Ejipta ka hatramin’ny nahatongavanareo teto amin’ity tany ity dia mbola nikomy tamin’NY TOMPO ihany ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy ka aza hadinoinao, fa nanao ahoana moa no nampahatezeranao an’i Iaveh Andriamanitrao tany an’efitra. Hatramin’ny andro nivoahanao tany amin’ny tany Ejipta, ka hatramin’ny nahatongavanao teto amin’ity fitoerana ity, dia niodina tamin’i Iaveh ihany ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy ny nampahatezeranareo ny TOMPO Andriamanitrareo; aza hadinoinareo mihitsy izany! Hatreo amin’ny andro nialanareo tany Ejipta ka hatramin’izao nahatongavanareo teto amin’ity toerana ity izao, dia tsy nitsahatra niodina tamin’ny TOMPO ianareo.
Malagasy Bible 1865
Tsarovy ka aza hadinoinao ny nampahatezeranao an'i Jehovah Andriamanitrao tany an-efitra: eny, hatramin'ny andro nialanao tany amin'ny tany Egypta ka hatramin'ny nahatongavanareo teto amin'ity tany ity dia mbola niodina tamin'i Jehovah ihany ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy ka aza hadinoinao ny nampahatezeranao NY TOMPO Andriamanitrao tany an-tany efitra; eny, hatramin’ny andro nialanao tany amin’ny tany Ejipta ka hatramin’ny nahatongavanareo teto amin’ity tany ity dia mbola nikomy tamin’NY TOMPO ihany ianareo.
malagasy