Ecclesiastes 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy zavatra lazaina hoe: E! Ity no vaovao, dia ilay efa teo ela tany amin’ny andro talohantsika ihany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy zavatra lazaina hoe: He, vaovao izany! dia efa nisy sahady tamin’ny siekla talohantsika izany zavatra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy zavatra lazaina hoe: «Jereo fa zava-baovao ity!», dia izay efa nisy ela talohantsika ihany izany.
Malagasy Bible 1865
Raha misy zavatra azo lazaina hoe: He! ity no vaovao, dia ilay efa teo ela tany amin'ny andro talohantsika ihany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy zavatra lazaina hoe: E! Ity no vaovao, dia ilay efa teo ela tany amin’ny andro talohantsika ihany izany.
malagasy
Raha misy zavatra azo lazaina hoe: He! ity no vaovao, dia ilay efa teo ela tany amin'ny andro talohantsika ihany izany.