Ecclesiastes 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy tsaroana ny taloha ary ny ho avy koa dia tsy ho tsaroan’ny taranaka manaraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taloha tsy tsaroan’ny olona; ny ho avy any aoriana koa, tsy hamela fahatsiarovana, ao amin’izay ho velona rahatrizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nohadinointsika kosa ireo razantsika fahagola. Ary ireo olona handimby antsika koa dia tsy hotsarovan’izay handimby azy.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy fahatsiarovana ny taloha; ary ny ho avy koa dia tsy hotsarovan'izay handimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy tsaroana ny taloha ary ny ho avy koa dia tsy ho tsaroan’ny taranaka manaraka.
malagasy
Tsy misy fahatsiarovana ny taloha; ary ny ho avy koa dia tsy hotsarovan'izay handimby azy.