Ecclesiastes 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho Mpitoriteny dia mpanjakan’ny Israely tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho, Mpitoriteny, dia efa mpanjakan’i Israely, tao Jerosalema,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho Kôheleta dia nanjaka teo amin’ny vahoakan’i Israely tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Izaho Mpitoriteny dia mpanjakan'ny Isiraely tany Jerosalema;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho Mpitoriteny dia mpanjakan’ny Israely tany Jerosalema.
malagasy
[Ny tsy ahitana fahafaham-po, na dia amin'ny fitadiavam-pahendrena aza] Izaho Mpitoriteny dia mpanjakan'ny Isiraely tany Jerosalema;