Ecclesiastes 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny foko manontolo no nitadiavako sy nikatsahako tamim-pahendrena ny zavatra rehetra izay atao atỳ ambanin’ny lanitra; asa mavesatra nomen’Andriamanitra hisasaran’ny zanak’olombelona izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nampiasa ny saiko aho, hikaroka sy hamantatra amin’ny fahendrena, ny zavatra rehetra atao atỳ ambany masoandro: asa manasatra izany, nefa asain’Andriamanitra ilofosan’ny zanak’olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy niroa fo tokoa aho nikaroka sy namantatra amim-pahendrena ny zava-drehetra atao etỳ ambonin’ny tany. Asa mafy ampanaovin’Andriamanitra ny olona izany.
Malagasy Bible 1865
ary nampiasaiko ny foko mba hitady sy hikatsaka amim-pahendrena ny zavatra rehetra izay atao atỳ ambanin'ny lanitra; asa mahareraka omen'Andriamanitra hisasaran'ny zanak'olombelona izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny foko manontolo no nitadiavako sy nikatsahako tamim-pahendrena ny zavatra rehetra izay atao atỳ ambanin’ny lanitra; asa mavesatra nomen’Andriamanitra hisasaran’ny zanak’olombelona izany.
malagasy
ary nampiasaiko ny foko mba hitady sy hikatsaka amim-pahendrena ny zavatra rehetra izay atao atỳ ambanin'ny lanitra; asa mahareraka omen'Andriamanitra hisasaran'ny zanak'olombelona izany.