Ecclesiastes 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa hitako ny zavatra rehetra izay atao etỳ ambanin’ny masoandro, fa indro, zava-poana sy sambo-drivotra avokoa izany rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nodinihiko avokoa ny zavatra atao etỳ ambany masoandro, ka indro, zava-poana amam-panenjehan-drivotra daholo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa hitako ny zava-drehetra atao etỳ ambonin’ny tany, fa zava-poana sy manenji-drivotra ihany izany rehetra izany.
Malagasy Bible 1865
Efa hitako ny zavatra rehetra izay atao atỳ ambanin'ny masoandro; fa, indro, zava-poana sy misambo-drivotra foana izany rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa hitako ny zavatra rehetra izay atao etỳ ambanin’ny masoandro, fa indro, zava-poana sy sambo-drivotra avokoa izany rehetra izany.
malagasy
Efa hitako ny zavatra rehetra izay atao atỳ ambanin'ny masoandro; fa, indro, zava-poana sy misambo-drivotra foana izany rehetra izany.[Na: Homan-drivotra]