Ecclesiastes 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny meloka dia tsy mety ho tonga mahitsy ary ny tsy ao dia tsy mba azo isaina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny meloka, tsy mety mihamahitsy indray, ary ny tsy eo, tsy azo isaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria izay mibiloka dia tsy azo ahitsy intsony; ary ny tsy misy tsy azo isaina.
Malagasy Bible 1865
Ny meloka tsy mety tonga mahitsy; ary ny tsy ao tsy mba azo isaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny meloka dia tsy mety ho tonga mahitsy ary ny tsy ao dia tsy mba azo isaina.
malagasy
Ny meloka tsy mety tonga mahitsy; ary ny tsy ao tsy mba azo isaina.[Na: ny tsi-fahampiana dia tsy tambo isaina]