Ecclesiastes 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria izay be fahendrena dia be fahasahiranan-tsaina ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fanaintainana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria rehefa be fahendrena, be alahelo koa; ary izay mampitombo ny fahaizany, mampitombo ny fahoriany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa arakaraka ny mahabe fahendrena no mahabe fahasahiranana; ary izay mitombo fahalalana, dia mitombo fahoriana.
Malagasy Bible 1865
satria izay be fahendrena dia be alahelo, ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fahoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria izay be fahendrena dia be fahasahiranan-tsaina ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fanaintainana.
malagasy
satria izay be fahendrena dia be alahelo, ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fahoriana.