Ecclesiastes 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tena zava-poana, hoy i Mpitoriteny, tena zava-poana, eny, zava-poana ny zavatra rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zava-poana dia zava-poana, hoy ny Mpitory teny, zava-poana dia zava-poana! Zava-poana ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy i Kôheleta hoe: «Zava-poana dia zava-poana izao rehetra izao, eny, zava-poana ny zava-drehetra.»
Malagasy Bible 1865
Zava-poana dia zava-poana, hoy Mpitoriteny, zava-poana dia zava-poana, eny, zava-poana ny zavatra rehetra!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tena zava-poana, hoy i Mpitoriteny, tena zava-poana, eny, zava-poana ny zavatra rehetra!
malagasy
Zava-poana dia zava-poana, hoy Mpitoriteny, zava-poana dia zava-poana, eny, zava-poana ny zavatra rehetra!