Ecclesiastes 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona moa no soa azon’ny olona amin’ny fisasarany rehetra izay isasarany etỳ ambanin’ny masoandro?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona no soa azon’ny olona, amin’ny fisasarana rehetra ikezahany atỳ ambany masoandro?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miasa mafy ny olona etỳ ambonin’ny tany, nefa tsy misy voka-tsoa azony amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Inona no soa azon'ny olona amin'ny fisasarany rehetra izay isasarany atỳ ambanin'ny masoandro?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona moa no soa azon’ny olona amin’ny fisasarany rehetra izay isasarany etỳ ambanin’ny masoandro?
malagasy
Inona no soa azon'ny olona amin'ny fisasarany rehetra izay isasarany atỳ ambanin'ny masoandro?