Ecclesiastes 1:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lasa ny taranaka iray ary mandimby kosa ny taranaka hafa; nefa ny tany dia mbola maharitra eo ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lasa ny taranaka iray, tamy ny taranaka iray. Ary ny tany maharitra mandrakariva ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lasa ny taranaka iray, dia tonga ny iray hafa mandimby azy; nefa izao tontolo izao mbola maharitra hatrany.
Malagasy Bible 1865
Lasa ny taranaka iray, ary mandimby kosa ny taranaka iray; fa ny tany mbola maharitra mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lasa ny taranaka iray ary mandimby kosa ny taranaka hafa; nefa ny tany dia mbola maharitra eo ihany.
malagasy
Lasa ny taranaka iray, ary mandimby kosa ny taranaka iray; fa ny tany mbola maharitra mandrakizay.