Ecclesiastes 1:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miposaka ny masoandro ary milentika ny masoandro sady miriotra ho any amin’ny toerana izay niposahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miposaka ny masoandro, milentika ny masoandro, ary dodona izy mba hody any amin’ny fonenany, dia miposaka avy any ihany indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miposaka ny masoandro, milentika ny masoandro, ary maika erỳ hiverina any amin’izay niaingany.
Malagasy Bible 1865
Ny masoandro koa miposaka ary ny masoandro milentika sady miriotra ho any amin'ny fitoerana izay niposahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miposaka ny masoandro ary milentika ny masoandro sady miriotra ho any amin’ny toerana izay niposahany.
malagasy
Ny masoandro koa miposaka ary ny masoandro milentika sady miriotra ho any amin'ny fitoerana izay niposahany.