Ecclesiastes 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mianatsimo ny rivotra dia mihodina mianavaratra, mivezivezy mandrakariva izy ka miverimberina mihodidina foana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mianatsimo ny rivotra, dia mihodina mianavaratra, vao misampotina indray, ka manomboka mihodina toraky ny teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbetika ny rivotra mitsoka mianatsimo, mbetika mitsoka mianavaratra. Mitsoka ny rivotra dia mitambolina ary mamerina ny fihodinany indray.
Malagasy Bible 1865
Mianatsimo ny rivotra, dia mihodina mianavaratra, mivezivezy mandrakariva izy ka miverimberina manodidina indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mianatsimo ny rivotra dia mihodina mianavaratra, mivezivezy mandrakariva izy ka miverimberina mihodidina foana.
malagasy
Mianatsimo ny rivotra, dia mihodina mianavaratra, mivezivezy mandrakariva izy ka miverimberina manodidina indray.