Ecclesiastes 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny renirano rehetra dia samy mankany amin’ny ranomasina nefa tsy mety feno ny ranomasina; any amin’izay falehan’ny renirano ihany no iverenany indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mankany amin’ny ranomasina avokoa, ny renirano, nefa tsy feno ny ranomasina; any amin’ny toerana alehany no ankanesany tsy tapaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivarina any an-dranomasina ny ony rehetra, nefa tsy mety feno ny ranomasina, na dia tsy an-kiato aza no ivarinan’ny ony amin’izany toerana izany.
Malagasy Bible 1865
Ny renirano rehetra dia samy mankamin'ny ranomasina, nefa tsy tondraka ny ranomasina; any amin'izay falehan'ny renirano ihany no iverenany indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny renirano rehetra dia samy mankany amin’ny ranomasina nefa tsy mety feno ny ranomasina; any amin’izay falehan’ny renirano ihany no iverenany indray.
malagasy
Ny renirano rehetra dia samy mankamin'ny ranomasina, nefa tsy tondraka ny ranomasina; any amin'izay falehan'ny renirano ihany no iverenany indray.