Ecclesiastes 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manasatra ny zavatra rehetra ka tsy misy olona mahalaza izany intsony; ny maso dia tsy afa-po mijery, ary ny sofina dia tsy afa-po mihaino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miasa avokoa ny zavatra rehetra, mihoatra noho ny azo lazaina; ny maso tsy mamo mijery; ary ny sofina tsy ketra-mihaino.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy mihitsy afaka hilaza hoe hatraiza izany fitamberimberenan’ny zava-drehetra izany: fa ny maso tsy mba monai-mijery ary ny sofina tsy mba leon’ny mihaino.
Malagasy Bible 1865
Maivana ny teny rehetra, ka tsy misy olona mahalaza; ny maso tsy mamo mijery, ary ny sofina tsy mamo mihaino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manasatra ny zavatra rehetra ka tsy misy olona mahalaza izany intsony; ny maso dia tsy afa-po mijery, ary ny sofina dia tsy afa-po mihaino.
malagasy
Maivana ny teny rehetra, ka tsy misy olona mahalaza; ny maso tsy mamo mijery, ary ny sofina tsy mamo mihaino.[Heb. Feno fahasasarana][Na: Feno fahasasarana ny zavatra rehetra ka tsy hain'ny olona lazaina]