Ecclesiastes 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay efa teo ihany no ho tonga indray ary izay efa natao ihany no mbola haverina indray; tsy misy zava-baovao etỳ ambanin’ny masoandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay efa teo no ho eo, ary izay efa natao no hatao, fa tsy misy zava-baovao atỳ ambany masoandro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay efa teo ihany no mbola ho tonga indray, ary izay efa natao ihany no mbola hatao indray. Fa tsy misy zava-baovao akory izay rehetra mitranga etỳ ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Izay efa teo ihany no ho tonga indray, ary izay efa natao ihany no mbola hatao indray fa tsy misy zava-baovao akory atỳ ambanin'ny masoandro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay efa teo ihany no ho tonga indray ary izay efa natao ihany no mbola haverina indray; tsy misy zava-baovao etỳ ambanin’ny masoandro.
malagasy
Izay efa teo ihany no ho tonga indray, ary izay efa natao ihany no mbola hatao indray fa tsy misy zava-baovao akory atỳ ambanin'ny masoandro.