Ecclesiastes 10:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fahasoavana ny teny aloaky ny vavan’ny hendry, fa ny molotry ny adala kosa dia mandevona ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahafinaritra erỳ ny teny aloaky ny vavan’ny hendry; mihinana ny tenany kosa ny molotry ny adala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny teny aloaky ny vavan’ny hendry dia sitraky ny olona; fa ny resaky ny adala kosa manala baràka tena.
Malagasy Bible 1865
Soa ny teny aloaky ny vavan'ny hendry; fa ny molotry ny adala kosa mitelina ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fahasoavana ny teny aloaky ny vavan’ny hendry, fa ny molotry ny adala kosa dia mandevona ny tenany.
malagasy
Soa ny teny aloaky ny vavan'ny hendry; fa ny molotry ny adala kosa mitelina ny tenany.