Ecclesiastes 10:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fiandohan’ny teny aloaky ny vavany dia fahadalana, ary ny fiafaran’ny teniny dia fahaverezan-tsaina mampidi-doza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fiandohan’ny teny avy amin’ny vavany, fahadalana; ary fiafaran’ny lahateniny koa, fahaverezan-tsaina misafoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahadalana no fiandohan’ny teny aloaky ny vavany; fa ny fiafarany kosa dia fahaverezan-tsaina mampidi-doza.
Malagasy Bible 1865
Ny fiandohan'ny teny aloaky ny vavany dia fahadalana, ary ny fiafaran'ny teniny dia fahaverezan-tsaina mampidi-doza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fiandohan’ny teny aloaky ny vavany dia fahadalana, ary ny fiafaran’ny teniny dia fahaverezan-tsaina mampidi-doza.
malagasy
Ny fiandohan'ny teny aloaky ny vavany dia fahadalana, ary ny fiafaran'ny teniny dia fahaverezan-tsaina mampidi-doza.