Ecclesiastes 10:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fisasaran’ny adala dia mahareraka azy fa ny lalana mankany an-tanàna aza dia tsy fantany akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny asan’ny adala mandreraka azy; fa ny mankany an-tanàna avy no tsy fantany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Reraka mafy amin-javatra bitika ny adala, fa ny lalana mankao an-tanàna avy no tsy fantany.
Malagasy Bible 1865
Ny fisasaran'ny adala mahareraka azy, fa ny lalana mankany an-tanàna aza tsy fantany akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fisasaran’ny adala dia mahareraka azy fa ny lalana mankany an-tanàna aza dia tsy fantany akory.
malagasy
Ny fisasaran'ny adala mahareraka azy, fa ny lalana mankany an-tanàna aza tsy fantany akory.