Ecclesiastes 10:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra kosa ianao, ry tany, raha olona tena mendri-kaja no mpanjakanao, ary ny lehibenao dia homana amin’izay fotoana mety mba hampatanjaka ny tenany fa tsy ny hampahamamo azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ianao, ry tany, izay manana zanak’andriana ho mpanjaka, ary ny mpifehy homana amin’ny fotoanany mety, mba hanohana ny ainy fa tsy hiarana amin’ny fisotro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra kosa ny tany izay manana mpanjaka ombàn-toe-panahy ambony sy mpitondra misakafo ara-potoana mba ho fanovozan-kery fa tsy ho fimamoana.
Malagasy Bible 1865
Sambatra kosa ianao, ry tany, raha tena karazan'andriana no mpanjakanao, ary ny lehibenao homana amin'izay fotoana mety, mba hampahatanjaka ny tenany, fa tsy ny hampahamamo azy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra kosa ianao, ry tany, raha olona tena mendri-kaja no mpanjakanao, ary ny lehibenao dia homana amin’izay fotoana mety mba hampatanjaka ny tenany fa tsy ny hampahamamo azy!
malagasy
Sambatra kosa ianao, ry tany, raha tena karazan'andriana no mpanjakanao, ary ny lehibenao homana amin'izay fotoana mety, mba hampahatanjaka ny tenany, fa tsy ny hampahamamo azy!