Ecclesiastes 10:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahalainana no mampianjera ny sakamandimby, ary ny hakamoan’ny tanana no mampitete ny trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha kamo ny tanana, miletsy ny lohatrano; ary raha miborera ny tanana, mitete ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampiletsy ny tafontrano ny fahakamoana hanamboatra azy; ary ny asa tsirambina no mampitete ny trano.
Malagasy Bible 1865
Ny fahalainana be no mampianjera ny lohatrano, ary ny hakamoan'ny tanana no mampitete ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahalainana no mampianjera ny sakamandimby, ary ny hakamoan’ny tanana no mampitete ny trano.
malagasy
Ny fahalainana be no mampianjera ny lohatrano, ary ny hakamoan'ny tanana no mampitete ny trano.