Ecclesiastes 10:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary koa, rehefa mandeha eny an-dalambe ny adala dia tonga tsy ampy ny fisainany ka milaza tena amin’ny olona rehetra izy fa adala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary koa raha mandeha any an-dalana ny adala, dia very hevitra izy, ka maneho ny hadalany amin’ny olona rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mandeha eny an-dalana ny adala, dia milaza tena amin’ny olon-drehetra ho adala satria tsy ampy saina izy.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, raha mandeha eny an-dalambe ny adala, dia levona ny fahalalany, ka milaza tena amin'ny olona rehetra izy fa adala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary koa, rehefa mandeha eny an-dalambe ny adala dia tonga tsy ampy ny fisainany ka milaza tena amin’ny olona rehetra izy fa adala.
malagasy
Ary koa, raha mandeha eny an-dalambe ny adala, dia levona ny fahalalany, ka milaza tena amin'ny olona rehetra izy fa adala.