Ecclesiastes 10:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tezeran’ny mpanapaka ianao, aza miala amin’ny toeranao; fa ny fahatoniana dia mahasakana fahotana lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misondrotra tezitra aminao ny fon’ny mpanapaka, aza miala eo amin’ny fitoeranao, fa ny fahatsindriam-po mahasakana hadisoana be vava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tezitra aminao ny mpampiasa anao, dia aza miala amin’ny toeranao; fa ny fihetsika tony misoroka fahadisoana be vava.
Malagasy Bible 1865
Raha tezeran'ny mpanapaka ianao, aza miala amin'ny fitoeranao; fa ny fahatsindriam-po mahasakana ny fahadisoana lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tezeran’ny mpanapaka ianao, aza miala amin’ny toeranao; fa ny fahatoniana dia mahasakana fahotana lehibe.
malagasy
Raha tezeran'ny mpanapaka ianao, aza miala amin'ny fitoeranao; fa ny fahatsindriam-po mahasakana ny fahadisoana lehibe.