Ecclesiastes 10:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy ratsy hitako atỳ ambanin’ny masoandro, toa vokatry ny fahadisoana tsy nahy nataon’ny mpanapaka izany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy ratsy efa hitako atỳ ambany masoandro, tahaka ny hadisoana avy amin’ny mpanjaka izany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mety diso ny mpitondra. Ratsy hitako tetỳ ambonin’ny tany koa izany.
Malagasy Bible 1865
Misy ratsy efa hitako atỳ ambanin'ny masoandro, ka toa fahadisoana ataon'ny mpanapaka izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy ratsy hitako atỳ ambanin’ny masoandro, toa vokatry ny fahadisoana tsy nahy nataon’ny mpanapaka izany:
malagasy
Misy ratsy efa hitako atỳ ambanin'ny masoandro, ka toa fahadisoana ataon'ny mpanapaka izany;