Ecclesiastes 10:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asandratra ho amin’ny toerana ambony indrindra ny adala, nefa misy mpanankarena mipetraka amin’ny toerana ambany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahadalana mitana raharaha ambony, ary misy mpanan-karena, mipetraka amin’ny toetra ambany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy indraindray olona adala mitana toerana ambony, ary misy olo-manankaja voatazona amin’ny toerana ambany.
Malagasy Bible 1865
Asandratra ho ambony indrindra ny adala, ary ny mpanankarena mipetraka eo amin'ny toerana ambany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asandratra ho amin’ny toerana ambony indrindra ny adala, nefa misy mpanankarena mipetraka amin’ny toerana ambany.
malagasy
Asandratra ho ambony indrindra ny adala, ary ny mpanankarena mipetraka eo amin'ny toerana ambany.