Ecclesiastes 12:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nikaroka i Mpitoriteny mba hahita teny mahafinaritra; ary izay tena izy no voasorany, dia teny azo antoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nikely aina ny Mpitory teny hahita fomba fiteny mahafinaritra, sy hanoratra tenim-pahamarinana araka ny hitsiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niezaka ny hilazalaza ny zava-misy tamim-pahamarinana i Kôheleta no nanao izay hahitana teny mahaliana koa.
Malagasy Bible 1865
Mpitoriteny nitady hahita teny mahafinaritra; ary izay mahitsy no voasorany, dia tenin'ny fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nikaroka i Mpitoriteny mba hahita teny mahafinaritra; ary izay tena izy no voasorany, dia teny azo antoka.
malagasy
Mpitoriteny nitady hahita teny mahafinaritra; ary izay mahitsy no voasorany, dia tenin'ny fahamarinana.