Ecclesiastes 12:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenin’ny hendry dia toy ny fanindronana ary toy ny tsatòka natsangan’ireo mpanangona tenim-pahendrena. Fanomezana avy amin’ny mpiandry tokana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tenin’ny hendry dia toy ny fanindronana omby; ny boky nanangonana azy toy ny fantsika voahombo; atolotry ny Mpiandry iray monja ireo teny ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tenin’ny hendry dia manindrontsindrom-panahy tahaka ny fanjaitra; ary ireo mpanangona azy dia mamefy soritra tahaka ny tsatomarika. Fanomezana avy amin’ilay hany mpitarika avokoa ireny.
Malagasy Bible 1865
Ny tenin'ny hendry dia toy ny fanindronan-omby sy toy ny hombo voatsatoka, ry mpanangona, omen'ny mpiandry iray izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenin’ny hendry dia toy ny fanindronana ary toy ny tsatòka natsangan’ireo mpanangona tenim-pahendrena. Fanomezana avy amin’ny mpiandry tokana izany.
malagasy
Ny tenin'ny hendry dia toy ny fanindronan-omby sy toy ny hombo voatsatoka, ry mpanangona, omen'ny mpiandry iray izy;