Ecclesiastes 12:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny atao rehetra dia hoentin’Andriamanitra ho amin’ny fitsarana ny zavamiafina tsy an-kanavaka, na soa na ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria holazain’Andriamanitra amin’ny fitsarana avokoa, ny zava-miafina rehetra, mbamin’ny asa rehetra, na tsara na ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hotsarain’Andriamanitra avokoa ny zavatra atao, dia ny amin’izay rehetra fonosiny na tsara izany na ratsy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny atao rehetra dia ho entin'Andriamanitra ho amin'ny fitsarana ny zava-miafina rehetra, na soa na ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny atao rehetra dia hoentin’Andriamanitra ho amin’ny fitsarana ny zavamiafina tsy an-kanavaka, na soa na ratsy.
malagasy
Fa ny atao rehetra dia ho entin'Andriamanitra ho amin'ny fitsarana ny zava-miafina rehetra, na soa na ratsy.[Na: mbamin'ny]