Ecclesiastes 12:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dieny tsy mbola mihamaizina ny masoandro sy ny fahazavana ary ny volana sy ny kintana, ary tsy mbola mitambatra indray ny rahona rehefa avy nilatsaka ny ranonorana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dieny mbola tsy maizina ny masoandro, sy ny fahazavana ary ny volana aman-kintana, ary mbola tsy mitambatra indray ny rahona aorian’ny orana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny androm-pahosanao manko dia hihamatroka ny fahazavan’ny masoandro, hanjavozavo ny volana aman-kintana, ary hivangongo ny rahona mitondra orana.
Malagasy Bible 1865
dieny tsy mbola maizina ny masoandro sy ny fahazavana sy ny volana sy ny kintana, ary tsy mbola mitambatra indray ny rahona, rehefa latsaka ny ranonorana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dieny tsy mbola mihamaizina ny masoandro sy ny fahazavana ary ny volana sy ny kintana, ary tsy mbola mitambatra indray ny rahona rehefa avy nilatsaka ny ranonorana;
malagasy
dieny tsy mbola maizina ny masoandro sy ny fahazavana sy ny volana sy ny kintana, ary tsy mbola mitambatra indray ny rahona, rehefa latsaka ny ranonorana;