Ecclesiastes 12:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa amin’izay dia hangovitra ny mpiandry trano ary hanjoko ny lehilahy matanjaka, hitsahatra ny mpanompovavy mikoso-bary, satria efa vitsy ireo ary ho maizina ny vehivavy mitsirika eny am-baravarankely;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny andro angovitan’ny mpiandry trano, ikainkonan’ny lehilahy matanjaka, iatoan’ny ankizy vavy mitoto, fa mihavitsy isa; ihamaizinan’ireo mitazana eo am-baravarankely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay ny sandry aman-tanana fiarovanao tena dia hipararetra; ny ranjonao nijaridina dia hikolepaka; ny nifinao efa nihavitsy loatra dia tsy hahahota sakafo intsony; ary hihapahina ny masonao ka tsy hahita tsara intsony.
Malagasy Bible 1865
fa amin'izay dia hangovitra ny mpiandry trano, ary hanjoko ny lehilahy matanjaka, ary hitsahatra ny ankizivavy mpitoto, satria efa vitsy ireo, ary ho maizina ny vehivavy mitsirika eo am-baravarankely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa amin’izay dia hangovitra ny mpiandry trano ary hanjoko ny lehilahy matanjaka, hitsahatra ny mpanompovavy mikoso-bary, satria efa vitsy ireo ary ho maizina ny vehivavy mitsirika eny am-baravarankely;
malagasy