Ecclesiastes 12:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’izany ny vovoka dia hiverina amin’ny tany ho toy ny teo aloha fa ny fanahy kosa dia hiverina amin’Andriamanitra izay nanome izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dieny mbola tsy miverina amin’ny tany ny vovoka, araka ny toetrany taloha indray, ary ny fanahy kosa hiverina amin’Andriamanitra izay nanome azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay no hiverina ho vovoka amin’ny tany nakana azy fahiny ny vatantsika fa ny fofonaina kosa hiverina amin’Andriamanitra Izay nanome antsika izany.
Malagasy Bible 1865
ka ny vovoka dia hiverina amin'ny tany ho toy ny teo, fa ny fanahy kosa hiverina amin'Andriamanitra, Izay nanome iny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’izany ny vovoka dia hiverina amin’ny tany ho toy ny teo aloha fa ny fanahy kosa dia hiverina amin’Andriamanitra izay nanome izany.
malagasy
ka ny vovoka dia hiverina amin'ny tany ho toy ny teo, fa ny fanahy kosa hiverina amin'Andriamanitra, Izay nanome iny.