Ecclesiastes 12:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tena zava-poana, hoy i Mpitoriteny, eny, zava-poana ny zavatra rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zava-poana dia zava-poana, hoy ny Mpitoriteny, zava-poana ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zava-poana ny zava-drehetra, hoy i Kôheleta; eny, zava-poana dia zava-poana izany.
Malagasy Bible 1865
Zava-poana dia zava-poana, hoy Mpitoriteny, eny, zava-poana ny zavatra rehetra!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tena zava-poana, hoy i Mpitoriteny, eny, zava-poana ny zavatra rehetra!
malagasy
Zava-poana dia zava-poana, hoy Mpitoriteny, eny, zava-poana ny zavatra rehetra!