Ecclesiastes 2:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na inona na inona nirin’ny masoko dia tsy nisy narovako taminy; tsy nisakana ny foko tamin’izay mety ho fifaliana aho fa nahazo hafaliana avy tamin’ny fisasarako rehetra ny foko; ary izany no anjarako avy tamin’ny fisasarako rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra nirin’ny masoko, tsy nisy noesoriko taminy; izay mety ho fifaliana, tsy misy nolaviko tamin’ny foko; fa nifaly tamin’ny asako rehetra ny foko, ary izany no anjarako tamin’ny asako rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azoko avokoa izay nirîko rehetra. Tsy nanakana ny tenako tsy hifaly aho. Eny, nanararaotra ireo asako rehetra aho ka nahazo izay anjara fifaliana vokatr’izany.
Malagasy Bible 1865
Ary na inona na inona nirin'ny masoko dia tsy nisy narovako taminy; tsy nisakana ny foko tamin'izay mety ho fifaliana aho; fa nahazo hafaliana avy tamin'ny fisasarako rehetra ny foko; ary izany no anjarako avy tamin'ny fisasarako rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na inona na inona nirin’ny masoko dia tsy nisy narovako taminy; tsy nisakana ny foko tamin’izay mety ho fifaliana aho fa nahazo hafaliana avy tamin’ny fisasarako rehetra ny foko; ary izany no anjarako avy tamin’ny fisasarako rehetra.
malagasy