Ecclesiastes 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa nitodika aho nandinika ny asa rehetra nataon’ny tanako sy ny fisasarana izay nisasarako ka indreo, zava-poana sy sambo-drivotra avokoa izany rehetra izany fa tsy nisy nahasoa tetỳ ambanin’ny masoandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony inona, nodinihiko izay asa rehetra nataon’ny tanako, mbamin’ny fahasasarako nolaniko nanatanterahana izany; ka indro zava-poana amam-panenjehan-drivotra foana izany; fa tsy misy zava-tsoa azo, atỳ ambany masoandro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natrehiko nodinihina ny asa rehetra nataoko sy ny fisasarako tamin’ny fanatontosana azy. Tsapako fa zava-poana sy manenji-drivotra izany rehetra izany; ary tsy misy voka-tsoa maharitra azo amin’izany etỳ ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Kanefa nitodika aho nandinika ny asa rehetra nataon'ny tanako sy ny fisasarana izay nisasarako, ka, indreo, zava-poana sy misambo-drivotra foana izany rehetra izany, fa tsy nisy nahasoa tatỳ ambanin'ny masoandro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa nitodika aho nandinika ny asa rehetra nataon’ny tanako sy ny fisasarana izay nisasarako ka indreo, zava-poana sy sambo-drivotra avokoa izany rehetra izany fa tsy nisy nahasoa tetỳ ambanin’ny masoandro.
malagasy
Kanefa nitodika aho nandinika ny asa rehetra nataon'ny tanako sy ny fisasarana izay nisasarako, ka, indreo, zava-poana sy misambo-drivotra foana izany rehetra izany, fa tsy nisy nahasoa tatỳ ambanin'ny masoandro.[Na: Homan-drivotra]