Ecclesiastes 2:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitodika aho hijery ny fahendrena sy ny fahaverezan-tsaina ary ny fahadalana; fa inona no hataon’ny olona izay handimby ny mpanjaka? Izay efa natao hatramin’ny ela ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitodika hijery ny fahendrena aho, hampitaha azy amin’ny hadalana amam-pahafokana; satria zovy indray moa no mety hanaraka ny mpanjaka, izy izay efa nomena izany fiamboniana izany hatr’izay ela izay?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary natrehiko nojerena izay tombontsoa azo, raha hendry na very saina na adala. Ka nanontany tena aho ny amin’izay hataon’ny mpanjaka handimby ahy, raha tsy ny hamerina ny natao teo aloha?
Malagasy Bible 1865
Ary nitodika aho hijery ny fahendrena sy ny fahaverezan-tsaina ary ny fahadalana; fa inona no hataon'ny olona izay handimby ny mpanjaka? Izay efa natao hatramin'ny ela ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitodika aho hijery ny fahendrena sy ny fahaverezan-tsaina ary ny fahadalana; fa inona no hataon’ny olona izay handimby ny mpanjaka? Izay efa natao hatramin’ny ela ihany.
malagasy
[Ny fihoaran'ny fahendrena noho ny fahadalana, ary ny mahatsara ny fiononana, na dia hita aza fa misy zavatra maro itovian'ny hendry sy ny adala] Ary nitodika aho hijery ny fahendrena sy ny fahaverezan-tsaina ary ny fahadalana; fa inona no hataon'ny olona izay handimby ny mpanjaka? Izay efa natao hatramin'ny ela ihany.